Ben’ny Tanàna Manandriana : Tokony hifampiresaka ny fanjakana sy ny Star

Sahirana ny tantsaha mpamboly orge any amin’ny distrika Manandriana, faritra Amoron’i Mania. Antony, tsy mitsahatra mihena ny velaran-tany azo hambolena ity akora fototra ity, izay ilain’ny orinasa Star amin’ny fanamboarana zava-pisotro labiera. Mahatsapa izany ny ben’ny Tanàn’Ambatomarina, distrika Manandriana, Rianamboariny Jean Pierre. Namba­rany fa mitaraina ireo tantsaha satria mihena ny [...]